| Teny iditra (1/2) | 1 manatrika |
| Fototeny | 2 atrika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mahita maso: Nanatrika ny namonoana an' i Rainandriamampandry, hono, ny raibeny
9 Tonga amin' ny...: Tsy nanatrika ny fivoriana izy omaly fa nanavy 10 Manoloana, tandrify, amin' ny toerana manandrify: Manatrika ny lapan' ny tanàna ny tranonay [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to face one, to stand in presence of, to see, to witness, to act as spectators or witnesses.
[1.2] 12 to face, to meet face to face [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 faire face; assister à
[1.8] |
| Ohatra |
14 Avia manatrika, avia manoioana.
[2.245#]
15 manatrika an' Ilaidama ve ianareo? [2.528#] 16 Dia eo manatrika ny manjo ny zanaka, anadahy, na vadin' ny tena. [2.472#174] 17 Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. [2.470#166] |
| Fikambanana | 18 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe manatrika |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 20 mañatrika |
| Sokajin-teny | 21 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 [Sihanaka] mitahy, manampy
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 23 mañakatry, 24 manakitra, manakitrà, manatrika, mañatrika, 25 mikatrana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|