|
|
|
|

Teny iditra 1  manavanana
Fototeny  2 havanana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mampiasa ny tanan-kavanana: Raha mbola kely ny zaza dia hita sahady na hanavanana na hanavia
8 Mahakinga: Manavanana azy ny miteny
9 Mahavantana, mora arahina: Manavanana ny olona itý lalana itý
10 Tsy mahamenamenatra, tsy manahirankirana: Lazainy fa manavanana azy ny lehibe mpampiasa azy ka vonona haneho ny fanirian' ny mpiara-miasa izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 right, on the right; to be dexterous, to work with the right hand upwards in holding anything with both hands. [1.2]
12 to be easy, to be convenient for one [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 être facile; qu'on trouve commode [1.8]
Ohatra  14  ny tahon-karavasy sy tanan-jioga no manavanana azy kokoa fa tsy zavatra hafa. [2.472#12]
Tohi-kevitra  15 manavia
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manavanana
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22