|
|
|
|

Teny iditra 1  mandaboka
Fototeny  2 daboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manjera amin' ny tany, mandavo: Rivo-mahery no nandaboka ny tranonay
9 Mikapoka, mamely: Nandaboka azy tamin' ny tehina teny an-tanany izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to beat, to strike, to throw down, to dash [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 Jeter en bas, précipiter, faire tomber, battre, rosser [1.3]
Ohatra  12  Izato feony efa migoboka mandaboka dia mandaboka, manameloka iroa lehilahy lasa tontakely tsy fidiny noho ny ankasony ihany Nanaiki-molotra i Fandrava. [2.895#]
Tsipelina hafa  13 manadaboka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22