Teny iditra | mandady (lady) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mifindra toerana ka ny kibo no enti-mikisaka: Mandady ny bibilava Mananika: Jereo ireto vitsika mandady amin' ity hazo itỳ Mandeha amin' ny tongotra sy ny tanana: Hay ve mbola mandady itỳ zaza itỳ fa mbola tsy mandeha akory? Mandokadoka fatratra, mita handitra: Loza raha handady amin' ny lehibe Rakoto [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To creep; to crawl; to be subservient [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ramper au physique, se traîner par terre, se glisser comme les serpents, grimper comme les fourmis:
Mandady ny trambo (Le cent-pieds rampe) ~ Mandady eo anatrohan’ ny tompony io alika io (Ce chien rampe devant son maître) ~ Mbolà mandady io zaza kely io (Ce petit enfant se traîne encore par terre) ~ Mandady amin’ ny hazo ireo vitsika ireo (Ces fourmis grimpent sur les arbres) Figuré: ramper au moral aduler, cajoler, s’abaisser, s’humilier: Mandady amin’ ny lehibe izy (Il est rampant avec les chefs, il adule les chefs) ~ Notenenina mafy izy vao nandady (Il a fallu lui parler fort pour qu’il s'humiliât) [1.3] | ||||||||
Ramper, marcher à quatre pattes; se traîner par terre; s'abaisser [1.8] | |||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mandady io | ||||||||
Teny iditra | mandady | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo] Nom donné aux patates douces : Ipomoea batatas (L.) Lam. (Convolvulaceae) lorsqu'on ne peut prononcer leur nom habituel par suite d'un interdit rituel ( fady). [1.196] | ||||||||
Anarana siantifika | Ipomoea batatas | ||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04 |
![]() |