Teny iditra (1/3) | 1 mandala |
Fototeny | 2 lala |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mikarakara, mitandrina tsy ho simba: Olona mandala fihavanana ny Malagasy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to have in regard, to look upon with affection, to be attentive to one's needs 6 [1.7] to look on with affection; to be attentive to; to consider precious |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] épargner, soigner 8 [1.8] chérir, tenir pour précieux; donner des soins attentifs à |
Voambolana |
9 Ontam-po |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 14 mikarakara, mitsimbina, mitandro |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 16 mandala |
Fototeny | 17 lala |
Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.78] [Taisaka, Sihanaka, Tanosy]
misaona 20 [1.78] [Tanala] misaona (ny havana maty) |
Fanazavàna teny anglisy |
21 [1.2] In the provinces it means to mourn |
Fanazavàna teny frantsay |
22 [1.3] faire le deuil |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 27 mandalà |
Fototeny | 28 lala |
Sokajin-teny | 29 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandala [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
30 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
31 [1.3] |
Fivaditsoratra | 32 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |