|
|
|
|

Teny iditra 1  mandatsaka
Fototeny  2 latsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mametaka ary mandahatra sy mandrafitra: Mahay mandatsaka biriky tsara Rakoto
9 Mampirotsaka: Efa mahay mandatsaka orana ankehitriny ny olo-mahay
10 Mampiditra... ho tonga, hiana-draharaha: Mandatsaka ny zanany ho mpanefy firavaka izy
11 Mampihena: Tsy afaka mandatsaka ny vidin' ny tranoko aho
12 Mandetsy
13 Manatody: Vao avy nandatsaka Ikalamainty iny voahitsaky ny fiarakodia iny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 to lay down, to put down, to let fall, to put in
15 fig. to flatter, to coax, to blandish, to wheedle, to impose on [1.2]
16 to cast down; to put down, to lay in place [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 faire tomber; poser des briques, etc; enrôler [1.8]
Ohatra  18  Ny atsy, vara-mipoaka mandatsaka aina [1.300#]
19  Ary latsadrakitra, dia nosoratana ny mandatsaka ariary noho miakatra. [2.59#]
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe mandatsaka
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21