|
|
|
|

Teny iditra 1  mandavaka
Fototeny  2 lavaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao lavaka: Mandovaka tany ny biby salasalany sasany hanaovany trano
9 Mandoaka, mamely: Nandavaka ahy mafy ny anao nony vao noteneniko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to make a hole, to scoop out [1.2]
11 to dig a hole into [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 faire un trou ou une fosse [1.8]
Ohatra  13  Indro misy lehilahy maromaro miady fo mandavaka. [2.895#]
14  mandavaka fantsakana ianao ka misintona ny rano ao anatiny amin' ny tady. [2.445#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20