|
|
|
|

Teny iditra1  mandevin-tsaina
Singan-teny  2  mandevina, saina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tsy be teny amin' izay heviny fa mangina tanteraka; manafina, tsy milaza izay heviny; mody adala ka miseho ho tsotra be nefa fangoloka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be laconic, to conceal one's opinion, to be non-comittal
Fanazavàna teny frantsay  6  [2.415#6509] Enterrer son esprit. Se disait de ceux qui refusent de donner leur avis ; se disait aussi de ceux qui agissent avec ruse et duplicité.
7  [1.8] être laconique, cacher ses sentiments, cacher ses pensées

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07