Teny iditra mandia telo
Singan-teny mandia ; telo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] (mandiatelo) toko (vilany): Nahita vy hataony mandiatelo ako i ko tsa mitadia voto koa (Nahita vy hataony toko ary izy ka tsy mikatsaka vato intsony) [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A three-legged support for the weaving sticks; a trivet [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16