Teny iditra | mandoa hanin-kinana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mamerina ny vola nomena mialoha raha toa ka tsy tanteraka ny fepetra nifanarahana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Rembourser un argent avancé comme arrhes, lorqu'on n'a pas accompli les conditions du contrat [1.3] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Teny fotony | mandoa, hanin-kinana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |
![]() |