|
|
|
|

Teny iditra 1  mandoaka
Fototeny  2 loaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao lavaka, manao loaka: Nisy nandoaka ny rindriny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to make a hole through [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 percer un trou, trouer [1.8]
Ohatra  11  Ary nony maneno ny akoho, dia mandoaka ny voatavo izy, ka mihoby. [2.857#]
Mpanahaka  12  manatangirika, 13  mandavaka, 14  mangirika
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mandoaka
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 manadoka, 18 mandaoka, mandoaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22