Teny iditra | 1 mandoaka (loaka) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Manao lavaka, manao loaka: Nisy nandoaka ny rindriny [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 to make a hole through [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 percer un trou, trouer [1.8] |
Ohatra |
6 Ary nony maneno ny akoho, dia mandoaka ny voatavo izy, ka mihoby. [2.857#] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 11 mandavaka, mangirika, manatangirika |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mandoaka io |
Fivaditsoratra | 14 manadoka, mandaoka, mandoaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |