| Teny iditra | 1 mandomando |
| Fototeny | 2 mando |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fitokoavana |
5 adanina [1.1] |
| Ohatra |
6 Ao ambanin' ny vato amin'ny tany mandomando sy mafanafana no fipetrahany indrindra;
[1.38#627]
7 Ary ny sasany dia voafafy teny ambonin'ny vatolampy; ary raha vao naniry izy, dia nalazo; satria tsy nisy mandomando. [2.996] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|