| Teny iditra (1/2) | 1 mando |
| Fototeny | 2 ando |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Vonton-drano, mitana rano
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 moist
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 humide
[1.3, 1.8] 10 humecté, arrosé [1.3] |
| Ohatra |
11 mando ny tany ka manaova kiraro
[1.1]
12 mando itý trano ity ka tsy mahasalama [1.1] |
| Mpanahaka | 13 lena |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mando |
| Teny iditra (2/2) | 15 mandò |
| Fototeny | 16 lo |
| Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Mahatonga ho lo
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 gâter, faire pourrir, causer la putréfaction
[1.3] |
| Ohatra |
24 mandò ny tsihy ny trano mando
[1.1]
25 mandò ny fitafiana ity trano mando ity (Cette maison humide gâte les vêtements) [1.3] 26 mandò ny tsihy ity tokotany mando ity (Ce sol humide fait pourrir la natte) [1.3] |
| Fivaditsoratra | mando, mandò, 27 monda |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|