|
|
|
|

Teny iditra1  mandopotsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazam-bibilava kelikely kokoa fa masiaka kokoa kosa noho ny mandotra; fotsifotsy na mavomavo ny volony
Voambolana  4  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Fototeny  5  mandotra, fotsy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07