|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mandova
Fototeny  2 lova
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahazo harena na fananana navelan' ny ray amandreny: Nandova be io tovolahy io saingy nolanilaniny foana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to inherit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 hériter; hériter de [1.8]
Ohatra  11  Izay mampidi-doza amin'ny ankohonany dia mandova ny rivotra; [2.996]

Teny iditra (2/3) 12  mandovà
Fototeny  13 lova
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandova [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Teny iditra (3/3) 15  mandova
Fototeny  16 lo
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandò [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  18 mandavo, mandovà, mandova

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19