|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  mandoza
Fototeny  2 loza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahatonga, mitera-doza: Mandoza ny areti-mifindra fa mandripaka vahoaka
9 Manambara loza: Lazain' ny olona fa mandoza ny akoho manatody malemy
10 Mandry amin' olon-tsy heny, miray amin' olona tsy azo vadina: Nampihorika ny ambanilanitra ny nataony fa nandoza ilay tsy valahara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to do evil; to signal a coming calamity [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 faire le mal; présager un malheur [1.8]
Ohatra  13  Ny biby mandoza tsy tambo, Ny tazo mamely dia misy, Ka aza mandeha, sombin' aiko! [2.69#]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mandoza
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4) 16  mandoza
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18 [Sihanaka] manambady havana [1.78]

Teny iditra (3/4) 19  mandoza
Sokajin-teny  20  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  21 [Tanosy] maka ankeriny (vehivavy) [1.78]

Teny iditra (4/4) 22  mandozà
Fototeny  23 loza
Sokajin-teny  24  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandoza [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  25 mandazo, mandoza, mandozà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17