|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mandraka
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fototeny  3  andraka
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] Hatramin' ny, ambaraka: Andraso eto aho mandra-piveriko
Hita araka io ohatra io fa ny "mandraka", toy ny "ambaraka" rahateo koa, dia tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny anarana avy amin' ny matoantenin' ny mpanao manomboka amin' ny f, toy ny fiverina, fatory, fanoratra: Rotsirotsioizy mandra-patoriny
Fanazavàna teny anglisy  15  [1.7] up to, until (of time)
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3, 1.8] jusqu'à
Ohatra  17  [2.356] Voatahiriko mandraka androany io taratasy io.
18  [2.245] Toetra mbola iainany ihany mandraka ankehitriny.
19  [2.4] Tadidiko tsara mandraka androany ny fotoana nifankahitanay sy Vola.
Voambolana  20  Fotoana
Tovy hevitra  21  andraka
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny mandraka io

Teny iditra (2/3)23  mandràka
Sokajin-teny  24  mpamaritra
Fototeny  25  raka
Fanazavàna teny malagasy  26  [1.1] Mahia dia mahia, kaozatra: Mandràka erý izy hatramin' ny naharariany
Fanazavàna teny anglisy  27  [1.2] to grow lean.

Teny iditra (3/3)28  Mandraka
Sokajin-teny  29  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Kamban-teny rehetra 

Fivaditsoratra  31  makandra, mandraka, mandràka, Mandraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10