|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  raka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 [Provincial] poles, timber-work, the shell of a wooden house
4 Also a box. See vata [1.2]
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe raka

Teny iditra (2/3) 6  raka
Sokajin-teny  7  Tsy lazaina
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9 Hahia, hahiazana, fahamaranan-tsody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 Comp. Rakorako [1.2]
Tovy hevitra  11 rakaraka

Teny iditra (3/3) 12  raka
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny anglisy  14 a large species of crab. See foza [1.2]
Voambolana  15  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  16 rakaraka

Fivaditsoratra  17 kara, raka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22