|
|
|
|

Teny iditra 1  mandra-piverina
Singan-teny  2 mandraka, 3 fiverina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Haiendriteny 
5  Tsotra :
Fanazavàna teny anglisy  6 until the return [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 en attendant le retour, jusqu'au retour [3.1]
Ohatra  8  Veloma, veloma re, mandra-piverina! [2.69#103]
9  Bragg koa dia nanaiky hanohy ny fampianarana, mandra-piverin' izy roa lahy [2.649#24]
10  Ary raha mivoaka an' Ambohibeloma hamangy fiangonana ny rainy dia mitomany izy mandrapiveriny ny harivabe, fa tsy nety zatra olon-kafa. [2.356#7]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20