|
|
|
|

Teny iditra 1  mandraraka
Fototeny  2 raraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manary: Iza no nandraraka ny solitany teto?
9 Mampitobaka, manabosasaka: Iza no nandraraka ny ro teo ambony latabatra
10 Mandrotsaka: Mandrara-dranomaso
11 Mandefa fofona mana tonetona: Mandraraka aoka izany ireto telomiova ireto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to spill, to scatter [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 répandre [1.8]
Ohatra  14  fa ny rano fotsim-pitia no mandraraka [2.131]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mandraraka
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21