Teny iditra (1/2) | 1 mandrasa |
Fototeny | 2 rasa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Taisaka]
mizara hena 5 [1.78] [Bezanozano] mitetika, mizara 6 [1.1] Mandidy sy mitetika hena |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mandrasa io |
Teny iditra (2/2) | 12 mandrasà |
Fototeny | 13 rasa |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrasa [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] |
Fivaditsoratra | 17 andrasam, mandrasà, mandrasa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |