|
|
|
|

Teny iditra 1  mandrendrika
Fototeny  2 rendrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandatsaka ao anaty rano mba tsp ho afa-mipoitra intsony: Nisy nandrendrika ny lakana aisy azy
9 Manempo, mampitsonika, manidina: Mandrendrikavolamena no raharahany
10 Mampitovy tantana: Tsy nandrendrika tsara ny tany nanaovany trano izy
11 Mampioko, mampikomy: Olona tsy tia tanindrazana ireny mandrendrika ny vahoaka hirotaka ireny
12 Mandroboka, mandentika: Ny sakaizany ihany no nandrendrika azy anatin' ny faharatsiana [1.1]
13 mampiempo, na manempo [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  14 to melt, to cast (metals); to wreck [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 fondre les métaux, couler des métaux; assoupir; ruiner [1.8]
16 fondre [1.13]
Ohatra  17  tsy firaka hiaraha-mandrendrika [2.131]
18  mandrendrika anay Rabodolahy ka lazainay anao! [2.508#376]
19  Ny aty kosa, tsy ireo mahery, fa kijeja malemy, mieriery, nefa mandrendrika irony sambo satria miray hina tsy matin-kambo. [1.300]
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mandrendrika
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21