|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandritra
Fototeny  2 ritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay hahatankina: Mandritra dobo
9 Mahandro hena amin' ny fanaovana izay hahalasa fofona ny rano andrahoana azy: Mandritra henan-kisoa
10 Mandany, maharingana: Mandritra ny harena ny fisotroantoaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 dessécher, épuiser, évaporer, exterminer; ruiner [1.3]

Teny iditra (2/2) 12  mandritra
Fototeny  13 ritra
Sokajin-teny  14  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15 Enti-milaza ny fotoana aharetan' ny asa na zavatra iray: Niasa nandritra ny adiny fito aho
16 Maninjitra, mipaka, ngarangidina, saingy amin' ireo, ny teny milaza ny fotoana no atao aloha: Niasa adiny fito maninjitra aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 during, until the end of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 pendant, jusqu'à la fin de [1.8]
Ohatra  19  Eny an-tsena any no lahasa mandritra ny zoma maty masoandro. [2.470#39]
20  Iny foana niresakay tao an-trano mandritra ny herinandro. [2.472#22]
Voambolana  21  Fotoana
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mandritra

Fivaditsoratra  23 mandratry, mandritra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20