|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandronono
Fototeny  2 ronono
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miteraka tsiranorano: Mandronono fotsy io hazo io rehefa kapaina [1.1]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mandronono

Teny iditra (2/2) 9  mandronono
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 [Betsileo] (de ronono : lait). Nom donné à plusieurs plantes produisant des latex, notamment une Secamone sp. (Apocynaceae). Le dictionnaire de Richardson en fait un senecio (Asteraceae), ce qui paraît fort douteux. [1.196]
Voambolana  12  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20