Teny iditra | 1 ronono |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsiranorano fotsifotsy amin' ny nonon' olona na ny tohatr' omby ka iveloman' ny zaza sy ny zanak' omby |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [ro, sauce.] milk 5 [1.7] milk |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] lait |
Ohatra |
7 [2.470] Mihabe ronono ny tohatr' ombivavy nosarahina tamin-janany. 8 [2.472] Aiza moa izay hividianana ronono hanampy ny sakafony! |
Voambolana |
9 Toe-karena: hanina |
Singan-teny | 10 ro, nono |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny ronono io |
Lahatsoratra |
22 Randzavola: ronono ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |