|
|
|
|

Teny iditra 1  mandrovitra
Fototeny  2 rovitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandriatra, mandrotika: Esory io fantsika amin' ny dabilio io fa mandrovitra pataloa
9 Manimba, mampizarazara: Mety handrovitra fanjakana izao raha mitohy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to tear, to rend (fabrics, paper, etc.) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 déchirer du tissu, du papier, etc. [1.8]
Ohatra  12  Ny vovon' alika no manelanelana izany mandrovitra ny fahanginan' ny alina. [2.470#15]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 mandrivotra, mandrovitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21