Teny iditra |
manenatena
(tenatena (tena))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mamely zavatra na olona na mandray namanapaka eo afovoa, eo antenatena [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Saisir, couper, partager, frapper, atteindre au milieu [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manenatena |
Ny lasa : |
nanenatena |
Ny hoavy : |
hanenatena |
Filaza mandidy : |
manenatenà |
|
|
Teny iditra |
manenatenà
(tenatena (tena))
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manenatena
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|