|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manenda
Fototeny  2  kenda
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manery biby na olona amin' ny vozony: Nisy nanenda ny akoholahin-janako [1.1]
5  manakenda [Bezanozano] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  6  étrangler, serrer quelqu’un au cou, obstruer [1.3#322]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11  manakenda

Teny iditra (2/2)12  manendà
Fototeny  13  kenda
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manenda
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3]
Tovy hevitra  17  manakendà
Tsanganana sy sary iray takila  18  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  19  mandane, mandena, manenda, manendà, mandane, mandena, manenda, manendà

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20