|
|
|
|

Teny iditra 1  manendrika
Fototeny  2 endrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mety tsara amy...: Manendrika azy iny akanjo iny
8 Mifanaraka: Manendrika ny fahaizany ny zavatra vitany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to adorn, to embellish; to be suitable in appearance for a person or condition [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 embellir; convenir à; être en rapport avec la dignité de [1.8]
Ohatra  11  ny lohasaha tsy manana hatsaran-tarehy intsony, fa lasa ny vary nanendrika sy nandravaka azy, ary ny hazo koa niantomboka mena ravina. [2.324]
12  manendrika ny vozonao ireo rado. [2.996]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manendrika
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 manendraky, manendrika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21