Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : manendrika | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza mitomany randra-manendrika ny sasany. [2.653 #666]
Aza mitomany randrana manendrika ny sasany. [2.558 #800] Mitomany randrana manendrika ny sasany. [2.415 #2446] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pleurer les tresses de cheveux qui embellissent les autres. [2.415 #2446] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe se disait des gens qui imitent les autres à leurs détriments ; il se disait des femmes qui prenaient une coiffure ne leur allant pas, sous prétexte qu'elle va bien aux autres. [2.415 #2446] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Lamba nasampina ka samy manana ny manendrika azy. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Laninao aho ry | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Maniry ny randrana tsy manendrika. [2.415 #2442] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Désirer ce qui ne convient pas, c' est être comme une femme désirant des tresses de cheveux qui ne lui vont pas. [2.415 #2442] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui envient le bonheur des autres. [2.415 #2442] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Ny anatra ataovy toy ny hazo : Hazony raha manendrika anao, avelao hihazohazo raha tsy azoazonao. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Ny fanajana ny ray aman-dreny manendrika ny zaza hendry. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le respect envers le père et la mère convient à l' enfant sage, et l' embellit. [2.415 #986] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Ny ravaka tsy manendrika ny adala. [2.415 #2453] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La parure n' embellit pas les sots. [2.415 #2453] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Tsy ny dia manendrika no atao, fa izay hazakazaka an-tsena foana no aseho. [2.653 #3559]
Tsy ny dia manendrika no atao, fa izay hazakazaka an-tsena no hatranga. [2.558 #310] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||