|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manepoka
Fototeny  2 kepoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitovy amin' ny mikepoka
9 Tsy tonga amin' ny fotoana nifanaovana: Nanepoka ny anao lahy ka niandry vasoka foana teo aho [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  manepòka
Fototeny  11 kepoka
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manepoka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manepoka, manepòka, 13 manopake

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19