|
|
|
|

Teny iditra 1  manetriketrika
Fototeny  2 hetriketrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Malaza dia malaza, be renty, makotrokotroka (lanonana, fety...): Nanetriketrika ny lanonana tamin'ny 26 Jiona [1.1]
Tovy hevitra  8 mangetrika, mangetriketrika
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22