|
|
|
|

Teny iditra1  mangetriketrika
Fototeny  2  hetriketrika
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  malaza, manetriketrika [Bezanozano] [1.78]
5  Mamoaka feo mizozozozo toy ny an' ny vary madiva ho masaka: Efa mangetriketrika ny vary ka tsy ela dia ho masaka
6  Midanika izaitsizy: Mangetriketrika izany ny hafanana
7  Mandeha laza, manehoeho, maketrika: Mangetriketrika ny lazan' io mpitari-tafiha io [1.1]
Tovy hevitra  8  mangetrika, manetriketrika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20