Teny iditra | 1 mangata-dalana |
Singan-teny | 2 mangataka, lalana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 manao mbay lalana 5 mangataka hahazo fahefana hanao araka izay tadiavina, mangataka fahazoana manao zavatra [1.1] |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny mangata-dalana io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |