|
|
|
|

Teny iditra1  mangataka andro
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Miangavy fanemorana ho amin' ny andro hafa indray; miangavy ny hampihemorana ny fotoana efa nifanarahana na nifanekena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  To procrastinate. [1.2]
5  To ask for time; to put things off [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  Demander du temps; ajourner [1.8]
Singan-teny  7  mangataka, andro

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/22