Teny iditra (1/2) | 1 mangeja |
Fototeny | 2 geja |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamatotra mafy, mangia, mamihina, manery [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 same as mangehy. [1.2] 6 to squeeze; to constrain [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 serrer; contraindre [1.8] |
Ohatra |
8 Aminay kosa, hoy aho anakam-po, ny ranomasina no toa mangeja anay ho azon' ny sasany andevozina. [2.471] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 mangejà |
Fototeny | 15 geja |
Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangeja |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] |
Tsanganana sy sary iray takila |
18 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 19 mangeja, mangejà, mangeja, mangejà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |