|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mangoboka (goboka)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Heno ho poaka aty; hoboka aty. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  hollow. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  vide, creux [1.3#198]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)7  Mangoboka
Singan-teny  8  mangoboka
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  10  Haitoetany: tanàna
Ohatra  11  Alatsinay 1 Alohotsy 1873, dia tao mangoboka [2.59#]
Tsanganana sy sary iray takila  12  Fitanisana

Fivaditsoratra  13  Mangoboka, mangoboka, Mangoboka, mangoboka

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27