| Teny iditra (1/2) | 1 manila |
| Fototeny | 2 ila |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mametraka ery an-tsisintsisiny: Lasa nanila ilay vatan-kazo nibahana teo afovoan-dalana izy sao mandratra
9 Mamely, mihinana ny ilany: Nanija ny mofo ny voalavo / Manila izany orana izany 10 Mitoetra, mijoro eo akaiky, mandalo eo akaiky: Manilany azy ny tanimbarinay ka izany no mahatonga anay hiady rano. / Soa ihany fa nanila ny tanimbolintsika ny havandra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to pass on one side. Chiefly applied to the rain.
[1.2] |
| Ohatra |
12 Ny ankabeazan'ireo fanafody manila fanaintainana, sy ny steroid rehetra
[2.424#]
|
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe manila |
| Teny iditra (2/2) | 14 manilà |
| Fototeny | 15 ila |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manila [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 17 lamina, 18 malany, 19 malina, malìna, 20 manaly, manilà, manila |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|