|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  maninjara
Fototeny  2 tsinjara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mizara ho tokony maro: Manatsinjara voankazo
9 Mivarotra tsipotika: Maninjara na manatsinjara hena no asany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to sell at retail [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 vendre au détail [1.8]
Tovy hevitra  12 manatsinjara

Teny iditra (2/2) 13  maninjarà
Fototeny  14 tsinjara
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maninjara [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Tovy hevitra  16 manatsinjara

Fivaditsoratra  17 Mananjary, maninjarà, maninjara

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19