| Teny iditra | 1 tsinjara |
| Fototeny | 2 zara |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Fizarana zavatra hitsitokotoko, fizarana zavatra efa voasaratsaraka
23 Fivarotan-javatra mitsipotinka fa tsy ambongadiny [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 action de détailler, de partager en lot
[1.5#313] |
| Ohatra |
25 Sorena moa izany, sady vita teo koa ny karenjy, fa niverenana indray ny tsinjara siramamy sy ny fatra solitany.
[2.4#]
|
| Fikambanana | 26 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe tsinjara |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|