Teny iditra | 1 maninona (inona) |
Sokajin-teny | 2 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy | 3 Manao inona: Maninona eto ianao? 4 Iharam-pahavoazana marary, maty: Efa ela be aho tsy nahazo taratasy tamindRakoto ka matahotra sao maninomaninona Lay [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 5 what of it ? what happened ? what's the matter? [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay | 6 quoi donc? qu'est-ce que c'est? qu'est-ce qui ne vas pas? [1.8] |
Ohatra |
7 Ary raha tsy manatrika moa maninona? [2.643#122] 8 Fa maninona ny zanako no tsakoahina? [2.356#104] 9 maninona izato izy no mando volomaso; [2.895#88] |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
11 Ny tambinteny rehetra |
Fivaditsoratra | 12 maninona, manonina, mañonina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17 |