|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  maninteraka
Fototeny  2 tanteraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandoaka hatrany ambadika, managorobaka: Maninteraka hazo fisaka ~ Maninteraka ny rahona ny tanamasoandro [1.1]
Ohatra  9  Tsy angano na arira fanao intsony ity fa tena fiainana mby an-koditra, maha ana ny fo, maninteraka ny fanahy. [2.470#147]
Tsipelina hafa  10 mananteraka
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe maninteraka

Teny iditra (2/2) 12  maninteraka
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 [Antambahoaka] manantanteraka [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22