|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manintona
Fototeny  2 sintona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitarika: Manintona ny vy ny andriamby
9 Misarika: Manintona olona amin' ny sandriny ~ Manintona ny eritreritrareo aho mba handinika bebe kokoa
10 Mandrirotra: Maninton-tady foana io ondry io [1.1]
Tovy hevitra  11 manasintona
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 13  manintòna
Fototeny  14 sintona
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manintona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manintona, manintòna, 16 manontany

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18