| Teny iditra (1/2) | 1 manipy |
| Fototeny | 2 tsipy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mandefa zavatra mafy amin' ny tanana, mitoraka: Tsy mahay manipy baolina ialahy izany!
9 Manary: Aza manipy rano eny an-dalambe fa mety handena olona ianao [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 lancer
[1.13] |
| Ohatra |
11 Koa manipy teny aminareo izahay;
[2.587#]
12 Dia manipy kitay iray tanana ny ao an-trano. [1.437#] 13 Vita izay, i Mira mandatsaka katsaka, izaho kosa manipy tsaramaso ary manototra ny lavaka. [2.117#] |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe manipy |
| Teny iditra (2/2) | 15 manipy |
| Fototeny | 16 tsipy |
| Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 [Antambahoaka+Bara] mamafy (voa )
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 19 ampiny, manipy, 20 mipany, 21 mpinia |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|