Teny iditra (1/2) | 1 manipy |
Fototeny | 2 tsipy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandefa zavatra mafy amin' ny tanana, mitoraka: Tsy mahay manipy baolina ialahy izany! 5 Manary: Aza manipy rano eny an-dalambe fa mety handena olona ianao [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 lancer [1.13] |
Ohatra |
7 Koa manipy teny aminareo izahay; [2.587#] 8 Dia manipy kitay iray tanana ny ao an-trano. [1.437#] 9 Vita izay, i Mira mandatsaka katsaka, izaho kosa manipy tsaramaso ary manototra ny lavaka. [2.117#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 16 manipy |
Fototeny | 17 tsipy |
Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
19 mamafy (voa ) [Tambahoaka, Bara]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 20 ampiny, manipy, mipany, mpinia, niampy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |