Teny iditra | 1 Manjakatsiroa |
Fototeny | 2 zaka |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (olona) |
Voambolana |
4 Fivavahana, finoana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 nom d'un fétiche royal auquel on accordait le pouvoir d'affermir l'autorité du roi et qu'on logeait dans une case réservée au dedans même de l'enceinte d'Anatirova, jusqu'à la date du 29 janvier 1869 où Sa Majesté Ranavalona II, passant publiquement au christianisme, le répudia à Imananona. C'est à cet endroit qu'il fut brûlé le 9 septembre de la même année sur les ordres de la reine. [1.11] |
Ohatra |
6 Indreto àry, ny Andriana, ry Kelimalaza mivady sy i manjakatsiroa [2.528#22] 7 Ary nony efa nandihy ny vahoaka, dia manasina any manjakatsiroa ny vahoaka. [2.48] |
Tsipelina hafa | 8 imanjakatsiroa, imanjakatsiroa |
Tsanganana sy sary iray takila |
9 Fitanisana 10 Ny sampy taloha |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |