|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manjavona
Fototeny  2 zavona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza ny andro rehefa misy zavona: Nanjavona (ny andro) aninaraina
8 Enti-milaza fahitana zavatra, tsy dia mazava tsara fa manjavozavo: Manjavona no fahitako iry trano iry
9 Mandositra na tsy hita foana tao: Nanjavona foana teo ilay mpangalatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to glide by rapidly, to disappear
11 to be misty or foggy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 se dit du temps de brouillard
13 passer rapidement, disparaître; [1.8]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manjavona
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 16  manjavona
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18 [Betsileo] Helichrysum mutisiaefolium Less. (Asteraceae). Plante qui affectionne les sommets montagneux noyés dans la brume. [1.196]
Voambolana  19  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21