|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : manjavona

Ohabolana 1Any an' ala no mandoro tavy, ka Imerina no manjavona antoandro (hariva). [2.558 #311]

Ohabolana 2Ny soa atao amin' olona dia toy ny soratra am-pe : raha mando dia manjavona. [2.415]
Dikanteny frantsay Les bienfaits, c’est comme l’écriture sur la cuisse : l’humidité la fait disparaître. [2.415]
Un bienfait s'oublie facilement. Ce proverbe est d’origine récente ; il était dit par les jeunes gens lettrés de Tananarive. [2.415]

Fizahan-teny