| Teny iditra (1/6) | 1 zo- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe zotra |
| Teny iditra (2/6) | 3 zo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 fahefana ananan' ny olona iray amin' ny maha-izy azy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 civil rights; the right to do something
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 droits civiques
[1.8] 10 droit [1.13, 1.5] |
| Ohatra |
11 Manana zo feno ny zaza raha vao teraka
[2.445#]
12 Zo manara-tena ny fahafahana mandatsa-bato [2.114] |
| Voambolana | 13 Lalàna |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe zo |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/6) | 16 zo |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
20 haja amam-boninahitra, laza soa
21 hasina: zoko ny anajanao ny firazanako. / mizaka ny zom-pirenena malagasy aho 22 tombon-tsoa manokana, fahasoavana: "zato ianao ambohipo, " [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 renown, fame
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 célébrité
[1.3, 1.8] 25 honneur [1.3, 1.5] 26 renommée, réputation 27 bonheur, chance heureuse, bonne fortune [1.3] 28 renom 29 promesses de l'avenir [1.8] |
| Fikambanana | 30 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe zo |
| Teny iditra (4/6) | 31 zo |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
41 loza mihatra, zava-midona, fahoriana, vitan-dratsy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
42 to be afflicted, to suffer
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
43 accident, malheur, mauvaise chance, tout ce qui afflige
[1.3] 44 qu'on afflige, qui souffre [1.8] |
| Voambolana | 45 Ontam-po |
| Fikambanana | 46 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe zo |
| Teny iditra (5/6) | 47 Zo |
| Sokajin-teny | 48 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fikambanana | 49 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe zo |
| Teny iditra (6/6) | 50 Zo |
| Singan-teny | 51 zo |
| Sokajin-teny | 52 anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana] |
| Mpanoratra |
53 Andriamanantena Georges |
| Mpanonta printy |
54 1989. |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|